Asan'ny Apostoly 1:17
fa izy dia isantsika ihany ka nahazo anjara tamin’ izao fanompoana izao koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he was numbered with us, and had obtained part of this ministry.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 1
Cross References
Matthew 10:4sy Tadeo; Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy.
Luke 6:16sy Jodasy, zanak’ i Jakoba, ary Jodasy Iskariota, izay tonga namadika.
John 6:70Jesosy namaly azy hoe: Tsy Izaho va no nifidy anareo roa ambin’ ny folo lahy, nefa ny anankiray aminareo aza dia devoly?
Acts 1:25mba hahazoany anjara amin’ izao fanompoana sy ny mah’ Apostoly izao, izay nialan’ i Jodasy hankanesany any amin’ ny fitoerany.
Acts 20:24Nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako, dia ny fanompoana izay noraisiko tamin’ i Jesosy Tompo hanambara ny filazantsaran’ ny fahasoavan’ Andriamanitra.
2 Corinthians 4:1Ary amin’ izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindram-po, dia tsy ketraka.