Asan'ny Apostoly 10:14
Fa hoy Petera: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola nihinana zava-padina na tsy madio aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But Peter said, Not so, Lord; for I have never eaten any thing that is common or unclean.
In Context
13Ary nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Petera; vonoy, ka hano.
15Fa hoy ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin’ Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.
Read all of Asan'ny Apostoly 10
Cross References
Exodus 10:11Tsy izany, fa mandehana ianareo lehilahy lehibe ka manompoa an’ i Jehovah, fa izany no tadiavinareo. Ary izy roa lahy dia noroahina hiala teo anatrehan’ i Farao.
Leviticus 20:25Ary avaho ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio; ary aza mametaveta ny fanahinareo amin’ ny biby, na amin’ ny vorona, na amin’ izay rehetra mandady na mikisaka amin’ ny tany, izay navahako ka nolazaiko taminareo fa maloto.
Deuteronomy 14:4Izao no biby izay ho fihinanareo: Ny omby sy ny ondry sy ny osy
Ezekiel 44:31Ny zavatra maty ho azy sy izay noviraviraim-biby, na vorona na biby dia samy tsy hohanin’ ny mpisorona.
Matthew 16:22Ary Petera nanohina Azy hitanila kely ka niteny mafy Azy hoe: Sanatria aminao izany, Tompoko! Tsy ho aminao tokoa izany!
Luke 1:60Fa ny reniny namaly ka nanao hoe: Tsy izany, fa hatao hoe Jaona izy.