Asan'ny Apostoly 12:24
Ary nandroso sy niely ny tenin’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the word of God grew and multiplied.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 12
Cross References
Proverbs 28:28Raha misandratra ny ratsy fanahy, dia miery ny vahoaka; Fa raha ringana kosa izy, dia mihamaro ny marina.
Isaiah 54:14Amin’ ny fahamarinana no hampiorenana anao; aza manahy ny fampahoriana, fa tsy hatahotra ianao, na ny fampahatahorana, fa tsy hanakaiky anao izany.
Daniel 2:24Ary noho izany Daniela dia niditra nankao amin’ i Arioka, izay notendren’ ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin’ i Babylona, eny, nandeha izy ka nanao taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin’ i Babylona; fa ento ho eo anatrehan’ ny mpanjaka aho, dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny.
Matthew 16:18Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin’ ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin’ ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy.
Acts 6:7Dia nandroso ny tenin’ Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan’ ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana.
Acts 19:20Fatratra toy izany no fandroson’ ny tenin’ Andriamanitra sy ny heriny.