Asan'ny Apostoly 12:25
Ary Barnabasy sy Saoly niverina avy tany Jerosalema, rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an’ i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
24Ary nandroso sy niely ny tenin’ Andriamanitra.
Read all of Asan'ny Apostoly 12
Cross References
Acts 11:29Ary ny mpianatra ninia hampitondra zavatra araka ny ananany hamonjy ny rahalahy izay nonina tany Jodia.
Acts 13:1Ary teo amin’ ny fiangonana tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: Barnabasy sy Simeona, izay atao hoe Nigera, sy Losio Kyreniana sy Menahema (izay niolonono tamin’ i Heroda mpanapaka) ary Saoly.
1 Peter 5:13Izay any Babylona, voafidy ho namanareo, manao veloma anareo, ary Marka zanako koa.