Asan'ny Apostoly 15:10
Koa nahoana ianareo no maka fanahy an’ Andriamanitra amin’ ny fametrahanareo zioga amin’ ny vozon’ ny mpianatra, izay tsy zakan’ ny razantsika na isika ho entina?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9fa tsy nataony misy hafa isika sy izy, fa nodioviny tamin’ ny finoana ny fony.
11Fa mino isika fa ny fahasoavan’ i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka ny azy ihany koa.
Read all of Asan'ny Apostoly 15
Cross References
Isaiah 7:12Fa hoy Ahaza: Tsy hangataka aho, fa tsy haka fanahy an’ i Jehovah
Matthew 11:28Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
Galatians 4:1Ary hoy izaho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy hafa noho ny andevo izy, na dia tompon’ ny zavatra rehetra aza;
Galatians 5:1Ho amin’ ny fahafahana no nanafahan’ i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin’ ny zioga fanandevozana intsony.
Hebrews 9:9fanoharana izany amin’ izao andro ankehitriny izao, ary araka izany no anaterana fanomezana sy fanatitra, izay tsy mahatanteraka ny mpivavaka ny amin’ ny fieritreretana