Asan'ny Apostoly 15:23
ary nanoratra taratasy izy ho entin’ ireo, dia izao: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona miarahaba ny rahalahy avy amin’ ny jentilisa izay any Antiokia sy Syria ary Kilikia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 15
Cross References
Acts 14:27Ary rehefa tonga tao izy ka namory ny fiangonana, dia nilaza izay rehetra nataon’ Andriamanitra tamin’ ny nombany azy, sy ny namohany varavaram-pinoana ho an’ ny jentilisa.
Acts 15:4Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin’ ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon’ Andriamanitra tamin’ ny nombany azy.
Acts 15:41Dia nandeha namaky an’ i Syria sy Kilikia izy nampahery ny fiangonana tany.
Acts 21:3Ary nony nahatsinjo an’ i Kyprosy izahay, dia nandalo azy tamin’ ny ankavia ka nankany Syria, dia niantsona tao Tyro; fa tao no notaterina ny entan’ ny sambo.
Acts 23:26Klaodio Lysia miarahaba an’ i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra.
Galatians 1:21Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ ny tany Syria sy Kilikia aho;