Asan'ny Apostoly 15:25
dia sitrakay, rehefa nifanara-kevitra, ny hifidy olona hirahina hankatỳ aminareo hiaraka amin’ i Barnabasy sy Paoly malalanay,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
26lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho voninahitry ny anaran’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
Read all of Asan'ny Apostoly 15
Cross References
Matthew 11:26Eny, Raiko; fa izany no sitraponao.
Acts 1:14Ireo rehetra ireo niray saina naharitra nivavaka mbamin’ ny vehivavy sy Maria, renin’ i Jesosy, ary ny rahalahiny.
Acts 2:46Ary dia niray saina isan’ andro izy ka nazoto nankeo an-kianjan’ ny tempoly ary namaky mofo tao an-trano ka nihinan-kanina tamin’ ny fifaliana sy ny fahatsaram-po,
Acts 15:6Ary dia nivory ny Apostoly sy ny loholona mba hihevitra izany zavatra izany.
Acts 15:27Dia nirahinay Joda sy Silasy, sady hilaza vava izany teny izany koa izy.
Romans 16:12Veloma amin’ i Tryfena sy Tryfosa, izay mikely aina ao amin’ ny Tompo. Veloma amin’ i Perysa malala, izay nikely aina fatratra ao amin’ ny Tompo.