Asan'ny Apostoly 15:27
Dia nirahinay Joda sy Silasy, sady hilaza vava izany teny izany koa izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
We have sent therefore Judas and Silas, who shall also tell you the same things by mouth.
In Context
26lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho voninahitry ny anaran’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
Read all of Asan'ny Apostoly 15
Cross References
Acts 15:32Ary satria mpaminany Joda sy Silasy, dia namporisika ny rahalahy tamin’ ny teny maro izy ka nampahery azy.
3 John 1:13Nanana zavatra maro hosoratana aho, nefa tsy tiako hosoratana aminao amin’ ny ranomainty sy ny penina;