Asan'ny Apostoly 15:37
Ary tian’ i Barnabasy ny hitondra an’ i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Barnabas determined to take with them John, whose surname was Mark.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 15
Cross References
Acts 12:12Ary rehefa fantany tsara izany, dia nankany an-tranon’ i Maria, renin’ i Jaona, izay atao hoe koa Marka, izy; ary nisy olona maro niangona nivavaka tao.
Acts 13:5Ary nony tonga tany Salamisy izy, dia nitory ny tenin’ Andriamanitra teny amin’ ny synagogan’ ny Jiosy; ary nitondra an’ i Jaona koa ho mpanampy azy izy.
Colossians 4:10Manao-veloma anareo Aristarko, mpiara-mifatotra amiko, sy Marka, havan’ i Barnabasy (ny aminy dia efa nandidiana anareo, ka raha tonga atỳ aminareo izy, dia raiso),
Philemon 1:24sy Marka sy Aristarko sy Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko.