Asan'ny Apostoly 15:6
Ary dia nivory ny Apostoly sy ny loholona mba hihevitra izany zavatra izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the apostles and elders came together for to consider of this matter.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 15
Cross References
Matthew 18:20Fa na aiza na aiza no iangonan’ ny roa na telo amin’ ny anarako, dia ao afovoany Aho.
Acts 15:4Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin’ ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon’ Andriamanitra tamin’ ny nombany azy.
Acts 21:18Ary nony ampitso dia niara-niditra tany amin’ i Jakoba izahay sy Paoly; ary vory teo ny loholona rehetra.
Hebrews 13:17Manekè ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon’ ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin’ ny fifaliana, ta tsy amin’ ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany.