bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 16 › Asan'ny Apostoly 16:11
Asan'ny Apostoly 16:11
Ary nony niondrana an-tsambo niala tany Troasy izahay, dia nizotra nankany Samotrakia; ary nony ampitso dia nankany Neapolia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore loosing from Troas, we came with a straight course to Samothracia, and the next day to Neapolis;
In Context
10Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin’ izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin’ ny olona any.
12Ary nony niala teo izahay, dia nankany Filipy, izay tanàna voalohany amin’ izany zara-tanin’ i Makedonia izany sady zana-panjakana; ary nitoetra teo amin’ izany tanàna izany andro vitsivitsy izahay.
Read all of Asan'ny Apostoly 16
Cross References
Acts 16:8Ary rehefa nandalo an’ i Mysia izy, dia nidina nankany Troasy.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 16:11