Asan'ny Apostoly 16:21
ka mampianatra fanao tsy mety horaisintsika na hataontsika, fa Romana isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And teach customs, which are not lawful for us to receive, neither to observe, being Romans.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 16
Cross References
Esther 3:8Ary hoy Hamana tamin’ i Ahasoerosy mpanjaka: tsisy firenena iray efa miely sy mihahaka eny amin’ ny firenena samy hafa isan-tokony eran’ ny fanjakanao; ary hafa lalàna noho ny firenena rehetra ireny sady tsy mba mankatò ny lalàn’ ny mpanjaka; ary tsy mendrika amin’ ny mpanjaka ny hamela azy ho eny;
Acts 16:12Ary nony niala teo izahay, dia nankany Filipy, izay tanàna voalohany amin’ izany zara-tanin’ i Makedonia izany sady zana-panjakana; ary nitoetra teo amin’ izany tanàna izany andro vitsivitsy izahay.