Asan'ny Apostoly 17:11
Ary ny toe-panahin’ ireo dia tsara noho ny tao Tesalonika; satria nandray ny teny tamin’ ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masìna isan’ andro, na marina izany, na tsia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Koa maro tamin’ ireo no nino, ary tsy vitsy tamin’ ny vehivavy jentilisa nanan-kaja sy ny lehilahy.
Read all of Asan'ny Apostoly 17
Cross References
Job 23:12Ny didin’ ny molony tsy mba nialako; Ny tenin’ ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako.
Psalms 119:97Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.
Psalms 119:148Nialoha ny fiambenana amin’ ny alina ny masoko, Mba hisaintsainako ny teninao.
Proverbs 2:1Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,
Proverbs 9:9Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy.
Isaiah 34:16Izahao ao amin’ ny bokin’ i Jehovah, ka vakio; Tsy misy tsy ao ireo na dia iray akory aza. Tsy misy na dia iray akory aza hitady ny namany; Fa ny vavan’ i Jehovah no nandidy izany, ary ny fanahiny ihany no nanangona azy.