bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 17 › Asan'ny Apostoly 17:33
Asan'ny Apostoly 17:33
Ary Paoly dia niala teo aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Paul departed from among them.
In Context
32Ary raha nahare ny amin’ ny fitsanganan’ ny maty izy, dia nihomehy ny sasany; ary ny sasany kosa nanao hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin’ izany zavatra izany.
34Anefa ny olona sasany niray taminy ka nino; mba naman’ izany Dionysio Areopagita sy ny vehivavy anankiray atao hoe Damary ary ny sasany koa.
Read all of Asan'ny Apostoly 17
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 17:33