Asan'ny Apostoly 18:16
Ary nandroaka azy hiala teo anoloan’ ny fitsarana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he drave them from the judgment seat.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 18
Cross References
Psalms 76:10Raha nitsangana hitsara Andriamanitra mba hamonjy ny mpandefitra rehetra ambonin’ ny tany. [Sela.]
Revelation 12:16Nefa ny tany namonjy an-dravehivavy, fa nivava ny tany ka nitelina ny riaka izay navoaky ny dragona tamin’ ny vavany.