Asan'ny Apostoly 18:20
Ary nangataka azy hitoetra elaela kokoa ny olona, fa tsy nety izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When they desired him to tarry longer time with them, he consented not;
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 18
Cross References
Acts 20:16Fa Paoly efa nikasa handeha an-tsambo handalo any Efesosy mba tsy hitoerany ela any Asia; fa maika izy, raha azony hatao, hamonjy ny andro Pentekosta any Jerosalema.
1 Corinthians 16:12Ary ny amin’ i Apolosy rahalahy, dia nangataka azy fatratra aho hiara-mandeha amin’ ny rahalahy hankatỳ aminareo, saingy tsy sitrapony akory ny handeha tamin’ izany; nefa ho avy ihany izy, rehefa misy andro mahalalaka azy.