Asan'ny Apostoly 19:12
ka dia ny mosara sy ny fiaron’ akanjo teny aminy no nentina hatao amin’ ny marary, dia sitrana ny aretiny, ary nivoaka ny fanahy ratsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Ary ny tànan’ i Paoly no nanaovan’ Andriamanitra fahagagana lehibe maro,
Read all of Asan'ny Apostoly 19
Cross References
2 Kings 13:20Ary dia maty Elisa ka nalevina. Ary ny mpitoha adin’ ny Moabita nananika ny tany amin’ ny fitsingerenan’ ny taona.
Acts 5:15ka dia nentiny teny an-dalambe aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon’ ny tandindon’ i Petera ahay, raha mandalo izy.