Asan'ny Apostoly 20:10
Ary Paoly nidina, dia niankohoka taminy sy nanohona azy ka nanao hoe: Aza mihorikorika ianareo, fa mbola misy aina ihany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 20
Cross References
2 Kings 4:34Ary niakatra izy ka nandry niampatra tambonin’ ny zazalahy, ka ny vavany nataony tamin’ ny vavany, ary ny masony tamin’ ny masony, ary ny tànany tamin’ ny tànany, ka dia nafana ny tenan’ ny zazalahy.
Mark 5:39Ary rehefa niditra Izy, dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory.
John 11:11Izany no nolazainy; ary rehefa afaka izany, dia hoy Izy taminy: Matory Lazarosy sakaizantsika; fa handeha hamoha azy Aho.