Asan'ny Apostoly 20:26
Koa manambara aminareo aho anio fa afaka amin’ ny ranareo rehetra aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore I take you to record this day, that I am pure from the blood of all men.
In Context
27Fa tsy nafeniko anareo, fa notoriko taminareo avokoa ny saina rehetra natolotr’ Andriamanitra.
Read all of Asan'ny Apostoly 20
Cross References
Job 16:19Fa na dia ankehitriny aza, indro, any an-danitra ny Vavolombeloko, eny, ny Vavolombeloko dia any amin’ ny avo.
Ezekiel 33:2Ry zanak’ olona, mitenena amin’ ny zanaky ny firenenao, ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin’ ny tany anankiray Aho, ary ny tompon-tany maka lehilahy anankiray ao aminy ka manendry azy ho mpitily,
John 19:35Ary ilay nahita dia vavolombelona manambara, ary marina ny fanambarany; ary fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa.
Romans 10:2Fa vavolombelon’ ireny aho fa mazoto ho an’ Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.
2 Corinthians 7:2Ataovy omby anay ny fonareo, tsy nanao izay tsy marina tamin’ ny olona izahay, tsy nanimba olona, tsy nanambaka olona.
1 Thessalonians 2:10Hianareo no vavolombelona ary Andriamanitra koa fa masìna sy marina ary tsy nanan-tsiny tokoa ny fitondran-tenanay teo imasonareo izay mino,