bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 22 › Asan'ny Apostoly 22:28
Asan'ny Apostoly 22:28
Ary ny mpifehy arivo namaly hoe: Vola be no nahazoako izany voninahitra izany. Fa hoy Paoly: Izaho kosa efa nanana izany hatry ny fony vao teraka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the chief captain answered, With a great sum obtained I this freedom. And Paul said, But I was free born.
In Context
27Dia nankeo aminy ny mpifehy arivo ka nanao taminy hoe: Lazao amiko: Romana va ianao? Dia hoy izy: Eny.
29Dia nandao azy faingana ireo olona efa hanadina azy; ary ny mpifehy arivo natahotra koa, rehefa nahalala azy fa Romana, satria efa nampamatotra azy izy.
Read all of Asan'ny Apostoly 22
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 22:28