Asan'ny Apostoly 23:19
Ary ny mpifehy arivo nitantana azy, ary nony efa nitokana tao amin’ ny mangingina izy, dia nanontaniany hoe: Inona moa no teny holazainao amiko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 23
Cross References
Nehemiah 2:4Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Inona ary no angatahinao? Dia nivavaka tamin’ Andriamanitry ny lanitra aho aloha,
Esther 7:2Ary hoy indray ny mpanjaka tamin’ i Estera teo am-pisotroan-divay tamin’ ny andro faharoa inona no angatahinao, ry Estera, vadin’ ny mpanjaka? Fa homena anao izany. Ary inona ange no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany.
Jeremiah 31:32Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin’ ny razany tamin’ ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta; Fa izy ireny dia nivadika ny fanekeko, Nefa Izaho no vadiny, hoy Jehovah.
Mark 9:27Fa Jesosy nandray ny tànany ka nanarina azy; dia nitsangana izy.