Asan'ny Apostoly 23:24
ary itondray biby koa hitaingenan’ i Paoly hitondra azy soa aman-tsara ho any amin’ i Feliksa mpanapaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And provide them beasts, that they may set Paul on, and bring him safe unto Felix the governor.
In Context
25Ary izy nanoratra taratasy nisy izao teny izao:
Read all of Asan'ny Apostoly 23
Cross References
Esther 8:12amin’ ny andro iray ihany any amin’ ny isan-tokony eran’ ny fanjakan’ i Ahasoerosy mpanjaka, dia amin’ ny andro fahatelo ambin’ ny folo amin’ ny volana faharoa ambin’ ny folo (volana Adara izany).
Luke 3:1Ary tamin’ ny taona fahadimy ambin’ ny folo nanjakan’ i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena,
Acts 23:26Klaodio Lysia miarahaba an’ i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra.
Acts 24:10Ary rehefa notondroin’ ny mpanapaka hiteny Paoly, dia namaly ka nanao hoe: Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin’ ity firenena ity, ka dia faly aho handaha-teny hanala tsiny ny tenako;
Acts 25:14Ary rehefa nitoetra teo andro maro izy, dia nambaran’ i Festosy tamin’ ny mpanjaka ny amin’ i Paoly, ka hoy izy: Misy mpifatotra anankiray ato navelan’ i Feliksa,