Asan'ny Apostoly 23:27
Ity lehilahy ity dia nosamborin’ ny Jiosy ka efa saiky novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy, dia nitondra ny miaramila aho ka namonjy azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
26Klaodio Lysia miarahaba an’ i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra.
Read all of Asan'ny Apostoly 23
Cross References
Acts 22:25Ary raha namatotra azy tamin’ ny kofehy hoditra izy, dia hoy Paoly tamin’ ny kapiteny izay hitsangana teo: Mety aminareo va ny mikapoka lehilahy Romana izay tsy mbola nohelohina?
Acts 24:6Izy io koa nitady handoto ny tempoly; dia nosamborinay izy;