The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 23 › Asan'ny Apostoly 23:32

Asan'ny Apostoly 23:32

Ary nony ampitso dia navelany handeha hiaraka aminy ny an-tsoavaly, fa izy kosa niverina ho any anati-rova.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

On the morrow they left the horsemen to go with him, and returned to the castle:

In Context

31Dia nalain’ ny miaramila Paoly araka ny nandidiana azy ka nentiny tamin’ iny alina iny ho any Antipatria.

33Rehefa tonga tany Kaisaria ireo, dia nanolotra ny taratasy tamin’ ny mpanapaka sady nanolotra an’ i Paoly ho eo anatrehany koa.

Read all of Asan'ny Apostoly 23

Cross References

Acts 23:23Ary niantso kapiteny roa lahy hankeo aminy izy ka nanao hoe: Manomàna miaramila roan-jato lahy sy an-tsoavaly fito-polo ary mpiloka lefona roan-jato hankany Kaisaria anio alina amin’ ny ora fahatelo;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 23:32

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Asan'ny Apostoly 23:31Asan'ny Apostoly 23Asan'ny Apostoly 23:33 →