The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 23 › Asan'ny Apostoly 23:7

Asan'ny Apostoly 23:7

Ary rehefa nilaza izany izy, dia nifanditra ny Fariseo sy ny Sadoseo, ka nizara roa toko ny olona maro.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when he had so said, there arose a dissension between the Pharisees and the Sadducees: and the multitude was divided.

In Context

6Ary rehefa fantatr’ i Paoly fa Sadoseo ny sasany, ary ny sasany kosa Fariseo, dia niantso teo amin’ ny Synedriona izy ka nanao hoe: Ry rahalahy, izaho dia Fariseo, zanaky ny Fariseo; ny amin’ ny fanantenana sy ny fitsanganan’ ny maty no itsarana ahy.

8Fa ny Sadoseo manao hoe: Tsy misy fitsanganan’ ny maty, sady tsy misy anjely na fanahy; fa ny Fariseo kosa manaiky izany avokoa.

Read all of Asan'ny Apostoly 23

Cross References

Psalms 55:9Handeha faingana aho hamonjy fialofana, mba tsy ho azon’ ny tafio-drivotra sy ny ranonoram-baratra.

John 7:40Ary ny sasany tamin’ ny vahoaka, raha nandre izany teny izany, dia nanao hoe: Ity tokoa no Ilay Mpaminany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 23:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Asan'ny Apostoly 23:6Asan'ny Apostoly 23Asan'ny Apostoly 23:8 →