The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 24 › Asan'ny Apostoly 24:3

Asan'ny Apostoly 24:3

Hianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity; koa raisinay amin’ ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

We accept it always, and in all places, most noble Felix, with all thankfulness.

In Context

2Ary rehefa nantsoina izy, dia niampanga azy Tertylo ka nanao hoe:

4Fa mba tsy hanahirana anao ela loatra aho, trarantitra ianao, henoy kely amin’ ny faharetana izahay.

Read all of Asan'ny Apostoly 24

Cross References

Acts 23:26Klaodio Lysia miarahaba an’ i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 24:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Asan'ny Apostoly 24:2Asan'ny Apostoly 24Asan'ny Apostoly 24:4 →