Asan'ny Apostoly 25:1
Ary Festosy, nony tonga teo amin’ ny zara-fanapahany, dia niala tany Kaisaria hiakatra any Jerosalema, rehefa afaka hateloana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now when Festus was come into the province, after three days he ascended from Caesarea to Jerusalem.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 25
Cross References
Acts 8:40Fa Filipo hita tany Azota, dia nitory ny filazantsara tany amin’ ny tanàna rehetra izay nalehany ambara-pahatongany tany Kaisaria.
Acts 21:15Ary rehefa afaka izany andro izany, dia nifehy entana izahay ka niakatra nankany Jerosalema.
Acts 25:5Koa izay manam-pahefana eo aminareo, hoy izy, no aoka hiara-midìna amiko ka hiampanga an-dralehilahy, raha manan-keloka izy.