The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 25 › Asan'ny Apostoly 25:14

Asan'ny Apostoly 25:14

Ary rehefa nitoetra teo andro maro izy, dia nambaran’ i Festosy tamin’ ny mpanjaka ny amin’ i Paoly, ka hoy izy: Misy mpifatotra anankiray ato navelan’ i Feliksa,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when they had been there many days, Festus declared Paul’s cause unto the king, saying, There is a certain man left in bonds by Felix:

In Context

13Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia tonga tany Kaisaria Agripa mpanjaka sy Berenika hiarahaba an’ i Festosy.

15koa tamin’ izaho tany Jerosalema ny mpisorona sy ny loholon’ ny Jiosy niampanga azy ka nangataka izay hanamelohana azy.

Read all of Asan'ny Apostoly 25

Cross References

Acts 24:27Ary rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an’ i Feliksa; ary Feliksa ta-hahazo sitraka tamin’ ny Jiosy, ka dia mbola navelany ho mpifatotra ihany Paoly.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 25:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Asan'ny Apostoly 25:13Asan'ny Apostoly 25Asan'ny Apostoly 25:15 →