bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 25 › Asan'ny Apostoly 25:24
Asan'ny Apostoly 25:24
Ary hoy Festosy: Ry Agripa mpanjaka sy izay rehetra eto amintsika, hitanareo io lehilahy io, izay notarainan’ ny Jiosy rehetra tamiko, na tany Jerosalema na teto koa, ka nataony antso avo hoe: Tsy tokony hovelomina intsony ilehio.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Festus said, King Agrippa, and all men which are here present with us, ye see this man, about whom all the multitude of the Jews have dealt with me, both at Jerusalem, and also here, crying that he ought not to live any longer.
In Context
23Ary nony ampitso, dia tonga Agripa sy Berenika niseho tamin’ ny voninahitry ny fiandrianany ka niditra teo amin’ ny trano fihaonana niaraka tamin’ ny mpifehy arivo sy ny lehibe tao an-tanàna, dia nentina nankeo Paoly araka ny didin’ i Festosy.
25Nefa nony hitako fa tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty azy, saingy izy ihany no ta-handahatra amin’ ny mpanjaka, dia nanaiky hampanatitra azy aho.
Read all of Asan'ny Apostoly 25
Cross References
Luke 23:21Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin’ ny hazo fijaliana Izy!
Acts 25:2Ary ny lohan’ ny mpisorona sy ny olona manan-kaja tamin’ ny Jiosy nanambara taminy izay niampangany an’ i Paoly sady niangavy taminy
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 25:24