bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 25 › Asan'ny Apostoly 25:26
Asan'ny Apostoly 25:26
Ny amin’ io lehilahy io tsy hitako izay teny marina hosoratako amin’ ny tompoko, koa dia nentiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripa mpanjaka, mba hadinina izy, ka dia ho hitako izay hosoratako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of whom I have no certain thing to write unto my lord. Wherefore I have brought him forth before you, and specially before thee, O king Agrippa, that, after examination had, I might have somewhat to write.
In Context
25Nefa nony hitako fa tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty azy, saingy izy ihany no ta-handahatra amin’ ny mpanjaka, dia nanaiky hampanatitra azy aho.
27Fa ataoko fa tsy mety ny mampanatitra mpifatotra, nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.
Read all of Asan'ny Apostoly 25
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 25:26