bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 25 › Asan'ny Apostoly 25:27
Asan'ny Apostoly 25:27
Fa ataoko fa tsy mety ny mampanatitra mpifatotra, nefa tsy milaza izay zavatra iampangana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For it seemeth to me unreasonable to send a prisoner, and not withal to signify the crimes laid against him.
In Context
26Ny amin’ io lehilahy io tsy hitako izay teny marina hosoratako amin’ ny tompoko, koa dia nentiko eto anatrehanareo izy, indrindra fa eto anatrehanao, ry Agripa mpanjaka, mba hadinina izy, ka dia ho hitako izay hosoratako.
Read all of Asan'ny Apostoly 25
Cross References
Proverbs 18:13Izay mamaly teny mbola tsy re, Dia hadalana sy henatra ho azy izany.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 25:27