Asan'ny Apostoly 27:16
Ary raha nandeha faingana nanara-morona ny nosy atao hoe Kaoda nihazo ny ilany takon-drivotra izahay, dia saiky tsy nahazo ny salopy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And running under a certain island which is called Clauda, we had much work to come by the boat:
In Context
15Ary raha nopaohin’ ny rivotra ny sambo ka tsy nahatoha azy, dia navelanay haveziveziny izy.
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Acts 27:30Fa raha nitady handositra hiala tamin’ ny sambo ny matilo ka efa nampidina ny salopy teo amin’ ny ranomasina izy, nody handatsaka vatofantsika eo an-doha-sambo,