Asan'ny Apostoly 27:18
Ary raha nasian’ ny rivotra mafy izahay, dia nanariany ny entana nony ampitso;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And we being exceedingly tossed with a tempest, the next day they lightened the ship;
In Context
19ary nony ampitso’ io indray dia narian’ ny tànany ihany ny fanaka teo amin’ ny sambo;
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Psalms 107:27Nisangodingodina ireo sady nivembena toy ny mamo, Ka dia very ny sainy rehetra.
Matthew 16:26Fa inona moa no soa ho azon’ ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy? Ary inona no homen’ ny olona ho takalon’ ny ainy?
Luke 16:8Ary ny tompony nidera ilay mpitandrina tsy marina, satria nanan-tsaina izy; fa ny zanak’ izao tontolo izao dia manan-tsaina kokoa ny amin’ ny karazany noho ny zanaky ny mazava.
Acts 27:38Ary rehefa voky izy, dia nanariany ho any anaty ranomasina ny hanina mba hanamaivana ny sambo.
Hebrews 12:1Koa amin’ izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin’ ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin’ ny faharetana amin’ izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao,