Asan'ny Apostoly 27:19
ary nony ampitso’ io indray dia narian’ ny tànany ihany ny fanaka teo amin’ ny sambo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the third day we cast out with our own hands the tackling of the ship.
In Context
18Ary raha nasian’ ny rivotra mafy izahay, dia nanariany ny entana nony ampitso;
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Ecclesiastes 3:6Ao ny andro itadiavana, ary ao ny andro ahaverezana; Ao ny andro itehirizana, ary ao ny andro anariana;
Mark 8:35Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery ary; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara, dia hamonjy izany.