Asan'ny Apostoly 27:43
Fa ny kapiteny ta-hamonjy an’ i Paoly, dia nisakana azy tsy hanao izay nokasainy; fa izay nahay nilomano no nasainy hirotsaka aloha ka hilomano ho any amin’ ny tany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
42Ary ny miaramila nanao tetika hamono ny mpifatotra, fandrao hisy hilomano ireo ka ho afaka.
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Proverbs 16:7Raha sitrak’ i Jehovah ny alehan’ ny olona, Na dia ny fahavalony aza dia hampihavaniny aminy.
Acts 23:24ary itondray biby koa hitaingenan’ i Paoly hitondra azy soa aman-tsara ho any amin’ i Feliksa mpanapaka.
Acts 27:11Kanefa ny kapiteny nino ny mpitondra sy ny tompon-tsambo, fa tsy ny teny nolazain’ i Paoly.
2 Corinthians 11:25Intelo nokapohina tamin’ ny hazo aho, indray maka notoraham-bato, intelo no vaky sambo, indray andro sy indray alina no nitoetra teo amin’ ny lalina,