Asan'ny Apostoly 28:24
Ary ny sasany nino izay nolazainy, fa ny sasany kosa tsy mba nino.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And some believed the things which were spoken, and some believed not.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 28
Cross References
Acts 14:4Fa ny vahoaka tao an-tanàna nisara-tsaina, ny sasany nomba ny Jiosy, fa ny sasany kosa nomba ny Apostoly.
Acts 18:6Ary nony nanohitra sy niteny ratsy ireo, dia nanopakopa-damba izy ka nanao taminy hoe: Aoka ho ao an-dohanareo ny ranareo; afaka aho; ary amin’ izao sisa izao dia hankany amin’ ny jentilisa aho.
Romans 3:3Fa ahoana kosa ary? Raha tsy nino ny sasany, moa ny tsi-finoanay va hahafoana ny fahamarinan’ Andriamanitra?