The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 3 › Asan'ny Apostoly 3:4

Asan'ny Apostoly 3:4

Ary Petera sy Jaona nibanjina azy ka nanao hoe: Mijere anay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Peter, fastening his eyes upon him with John, said, Look on us.

In Context

3nony nahita an’ i Petera sy Jaona efa niditra eo an-kianjan’ ny tempoly izy, dia nangataka mba homena fiantrana.

5Dia nibanjina azy roa lahy tsara izy, fa nanantena hahazo zavatra taminy.

Read all of Asan'ny Apostoly 3

Cross References

John 5:6Raha nahita azy mandry Jesosy ka nahalala fa efa toy izany ela izy, dia hoy Izy taminy: Te-ho sitrana va ianao?

Acts 3:12Ary Petera, nony nahita, dia namaly ny vahoaka hoe: Ry lehilahy Isiraely, nahoana no talanjona amin’ izany ianareo? Ary nahoana no mandinika anay ianareo, toa herinay na fahamasinanay no nanaovanay azy ho afa-mandeha?

Acts 14:9izy nahare an’ i Paoly nitori-teny; ary Paoly, nony nibanjina azy mafy ka nahita fa nanam-pinoana hositranina io,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 3:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Asan'ny Apostoly 3:3Asan'ny Apostoly 3Asan'ny Apostoly 3:5 →