Asan'ny Apostoly 5:1
Fa nisy kosa lehilahy atao hoe Ananiasy sy Safira vadiny nivarotra tany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But a certain man named Ananias, with Sapphira his wife, sold a possession,
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 5
Cross References
Leviticus 10:1Ary Nadaba sy Abiho, zanak’ i Arona, samy naka ny fitondran’ afony avy ka nanisy afo teo anatiny, ary nanisy ditin-kazo manitra teo, dia nanatitra afo tsy izy teo anatrehan’ i Jehovah, izay tsy nandidiany azy.
Matthew 13:47Ary koa, ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny harato-tarihina, izay nalatsaka tao amin’ ny ranomasina ka nahavory ny samy hafa karazana rehetra;
2 Timothy 2:20Fa ao an-trano lehibe, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany homem-boninahitra, ary ny sasany halam-baraka.