Asan'ny Apostoly 7:12
Fa nony nandre Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia naniraka ny razantsika izy tamin’ ny voalohany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But when Jacob heard that there was corn in Egypt, he sent out our fathers first.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 7
Cross References
Genesis 42:1Ary fantatr’ i Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia hoy izy tamin’ ny zananilahy: Nahoana no mifampijery foana ianareo?