bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 7 › Asan'ny Apostoly 7:33
Asan'ny Apostoly 7:33
Ary hoy Jehovah taminy: Esory ny kapa amin’ ny tongotrao; fa masìna io tany ijanonanao io.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said the Lord to him, Put off thy shoes from thy feet: for the place where thou standest is holy ground.
In Context
32Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr’ i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia tora-kovitra Mosesy ka tsy sahy nandinika.
34Hitako tokoa ny fahorian’ ny oloko any Egypta, ary reko ny fitarainany, dia nidina hamonjy azy Aho. Koa andeha ankehitriny, dia hirahiko ho any Egypta ianao.
Read all of Asan'ny Apostoly 7
Cross References
Joshua 5:15Dia hoy Ilay Komandin’ ny miaramilan’ i Jehovah tamin’ i Josoa: Esory amin’ ny tongotrao ny kapanao; fa masìna io tany ijanonanao io. Dia nataon’ i Josoa izany.
2 Peter 1:18Ary renay io feo avy tany an-danitra io, raha niara-nipetraka taminy tany an-tendrombohitra masìna izahay.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 7:33