Asan'ny Apostoly 9:18
Ary niaraka tamin’ izay dia nisy zavatra toy ny kiran’ ny hazandrano niala avy tamin’ ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 9
Cross References
Acts 2:41Ary izay nandray tsara ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona nanampy ho isany tamin’ izany andro izany.
Acts 13:37fa Izay natsangan’ Andriamanitra no tsy mba tratry ny lò.
2 Corinthians 3:14fa efa donto ny sainy; fa ambaraka androany dia mbola tsy nesorina ihany izany fisalobonana izany, raha vakina ny tenin’ ny fanekena taloha, satria ao amin’ i Kristy ihany no anesorana izany.