Asan'ny Apostoly 9:42
Ary dia fantatra eran’ i Jopa izany, ka maro no nino ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it was known throughout all Joppa; and many believed in the Lord.
In Context
43Ary Petera nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin’ i Simona mpandon-koditra.
Read all of Asan'ny Apostoly 9
Cross References
John 11:4Ary rehefa ren’ i Jesosy izany, dia hoy Izy: Tsy ho fahafatesana no anton’ izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr’ Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak’ Andriamanitra.
John 12:11satria izy no nialan’ ny maro tamin’ ny Jiosy ka ninoany an’ i Jesosy.
Acts 9:35Ary nahita azy izay rehetra nonina tany Lyda sy Sarôna, ka dia niverina ho amin’ ny Tompo.
Acts 19:17Ary fantatry ny Jiosy sy ny jentilisa rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran’ i Jesosy Tompo.