bible.software › Bokin'i Amosa › Bokin'i Amosa 1 › Bokin'i Amosa 1:10
Bokin'i Amosa 1:10
Fa haterako afo ny mandan’ i Tyro, ka handevona ny tranobeny izany
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I will send a fire on the wall of Tyrus, which shall devour the palaces thereof.
In Context
9Izao no lazain’ i Jehovah: noho ny fahotana telon’ i Tyro, eny efatra aza, dia tsy havelako izy, satria natolony ho any Edoma ny babo rehetra, ary tsy notsarovany ny fanekem-pirahalahiana;
11Izao no lazain’ i Jehovah: noho ny fahotana telon’ i Edoma, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria nanenjika ny rahalahiny tamin’ ny sabatra izy, ka nofoanany ny fiantrany, ny fahatezerany dia namiravira mandrakariva, ary ny fahavinirany notehiriziny lalandava;
Read all of Bokin'i Amosa 1
Cross References
Amos 1:4Fa haterako afo ny tranon’ i Hazaela, ka handevona ny tranoben’ i Beni-hadada izany.
Zechariah 9:4Indro, hofoanan’ ny Tompo ny fananany, Sady hasiany koa ny heriny ao amin’ ny ranomasina; Ary ny tenany ho levon’ ny afo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Amosa 1:10