Bokin'i Amosa 2:13
Indro, Izaho no hitambesatra aminareo toy ny fitambesatry ny sariety feno amboara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold, I am pressed under you, as a cart is pressed that is full of sheaves.
In Context
12Kanjo nampisotroinareo divay ny Nazirita, ary ny mpaminany noraranareo hoe: Aza maminany.
Cross References
Job 39:12Azonao itokiana hitondra ny varinao mody va izy sy hanangona izany ho eo am-pamoloanao?
Isaiah 1:14Ny voaloham-bolanareo sy ny fotoam-pivavahanareo dia halan’ ny fanahiko, Mavesatra amiko izany, Ka sasatra mitondra azy Aho.
Isaiah 43:24Tsy nandoa vola namidy veromanitra ho Ahy ianao, na nahavoky Ahy tamin’ ny saboran’ ny fanatitrao; Fa nampahavesatra Ahy tamin’ ny fahotanao kosa ianao sy nanasatra Ahy tamin’ ny helokao.
Ezekiel 16:43Noho ny tsy nahatsiarovanao ny andro fahakelezanao, fa niempo nanohitra Ahy tamin’ ireo rehetra ireo ianao, dia; indro, ny nataonao ihany no hatsingeriko ho eo an-dohanao, hoy Jehovah Tompo. Ary tsy nanao izany ratsy izany ho fanampin’ ny fahavetavetanao rehetra va ianao?