The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Kolosiana › Epistily ho an'ny Kolosiana 1 › Epistily ho an'ny Kolosiana 1:18

Epistily ho an'ny Kolosiana 1:18

Ary Izy no Lohan’ ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ ny maty, mba ho Lohany amin’ ny zavatra rehetra Izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he is the head of the body, the church: who is the beginning, the firstborn from the dead; that in all things he might have the preeminence.

In Context

17ary Izy no talohan’ ny zavatra rehetra, sady ao aminy no aharetan’ ny zavatra rehetra.

19Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran’ ny fahafenoana rehetra,

Read all of Epistily ho an'ny Kolosiana 1

Cross References

Psalms 45:2Mampiboiboika teny tsara ny foko; miteny aho, ka ny hilaza ny mpanjaka no teny ataoko; fanoratan’ ny faingan-tsoratra ny lelako.

Song of Solomon 5:10Ny malalako dia sady fotsy mangatsakatsaka no mena, notsongaina tamin’ ny alinalina.

Matthew 23:8Fa ianareo kosa aza mba mety hatao hoe: Raby ô; fa iray ihany no mpampianatra anareo, ary ianareo rehetra dia mpirahalahy avokoa.

John 1:1Tamin’ ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin’ Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.

John 1:27dia Ilay avy ao aoriako, ary tsy miendrika hamaha ny fehin-kapany aza aho.

John 3:34Fa Izay nirahin’ Andriamanitra dia milaza ny teniny; fa tsy misy fetra ny fanomezan’ Andriamanitra ny Fanahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Kolosiana 1:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Kolosiana 1:17Epistily ho an'ny Kolosiana 1Epistily ho an'ny Kolosiana 1:19 →