Epistily ho an'ny Kolosiana 2:3
Izay iafenan’ ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In whom are hid all the treasures of wisdom and knowledge.
In Context
4Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin’ ny teny toa marina.
Read all of Epistily ho an'ny Kolosiana 2
Cross References
Proverbs 2:4Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina:
Matthew 10:26Koa amin’ izany aza matahotra azy ianareo; fa tsy misy afenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra.
1 Corinthians 1:24fa amin’ izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin’ Andriamanitra sy fahendren’ Andriamanitra.
1 Corinthians 2:6Anefa milaza fahendrena amin’ ny efa matanjaka izahay, fa tsy ny fahendren’ izao tontolo izao, na ny an’ ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;
Ephesians 3:9ary ny hampahazava ny olona rehetra mba hahalalany izay fitondrana ny zava-miafina, dia Ilay voafina hatramin’ ny nanaovana izao tontolo izao tao amin’ Andriamanitra, Izay nanao ny zavatra rehetra;
Colossians 1:19Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran’ ny fahafenoana rehetra,