Epistily ho an'ny Kolosiana 3:18
Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin’ ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wives, submit yourselves unto your own husbands, as it is fit in the Lord.
In Context
19Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, ary aza sosotra aminy.
Read all of Epistily ho an'ny Kolosiana 3
Cross References
Genesis 3:16Ary hoy koa Izy tamin-dravehivavy: Hahabe dia hahabe ny fahorianao Aho, indrindra fa raha manan’ anaka ianao; ary fahoriana no hiterahanao zanaka; ary ny vadinao no hianteheran’ ny fanirianao, ka izy no hanapaka anao.
Acts 5:29Fa Petera sy ny Apostoly namaly ka nanao hoe: Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.
1 Corinthians 14:34dia aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana; fa tsy avela hiteny izy, fa aoka hanoa tsara araka ny lazain’ ny lalàna koa.
Ephesians 5:22Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.
Titus 2:4mba hampianarany ny vehivavy tanora fanahy ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,