Epistily ho an'ny Kolosiana 3:19
Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, ary aza sosotra aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Husbands, love your wives, and be not bitter against them.
In Context
18Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin’ ny Tompo.
Read all of Epistily ho an'ny Kolosiana 3
Cross References
Genesis 2:23Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin’ ny taolako sy nofo avy amin’ ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy.
Proverbs 5:18Aoka hotahina ny loharanonao, Ary mifalia amin’ ny vadin’ ny fahatanoranao.
Malachi 2:14Nefa hoy ianareo: Nahoana? Satria Jehovah no vavolombelona ny aminao sy ny vadin’ ny fahatanoranao izay nofitahinao, na dia namanao sady vady efa vita fanekena taminao aza izy.
Romans 3:14Feno ozona sy fangidiana ny vavany;
Ephesians 5:25Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan’ i Kristy ny fiangonana ka nanolorany ny tenany hamonjy azy,
Ephesians 5:33Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy.