The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Kolosiana › Epistily ho an'ny Kolosiana 4 › Epistily ho an'ny Kolosiana 4:14

Epistily ho an'ny Kolosiana 4:14

Manao veloma anareo Lioka malala, mpanao fanafody, sy Demasy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Luke, the beloved physician, and Demas, greet you.

In Context

13Fa vavolombelony aho fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an’ ny any Laodikia ary ho an’ ny any Hierapolia izy.

15Manaova veloma ny rahalahy any Laodikia ary Nymfa sy ny fiangonana ao an-tranony.

Read all of Epistily ho an'ny Kolosiana 4

Cross References

2 Timothy 4:10fa Demasy efa nandao ahy, satria tia izao fiainana izao izy ka lasa nankany Tesalonika; Kreska nankany Galatia, Titosy nankany Dalmatia.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Kolosiana 4:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Kolosiana 4:13Epistily ho an'ny Kolosiana 4Epistily ho an'ny Kolosiana 4:15 →