Epistily ho an'ny Kolosiana 4:2
Mahareta amin’ ny fivavahana, ka miambena amin’ izany amin’ ny fisaorana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Continue in prayer, and watch in the same with thanksgiving;
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Kolosiana 4
Cross References
1 Samuel 1:12Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’ i Jehovah izy, dia nodinihin’ i Ely ny vavany.
Job 15:4Eny, foananao ny fahatahorana an’ Andriamanitra, ary tampenanao ny fivavahana eo anatrehany;
Psalms 55:16Aoka hanampoka azy ny fahafatesana. Aoka hidina velona any amin’ ny fiainan-tsi-hita izy; fa ratsy no ao amin’ ny fonenany, dia ao afovoany.
Matthew 26:41Miareta tory sy mivavaha ianareo, mba tsy hidiranareo amin’ ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery.
Luke 18:1Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka,
Romans 12:12Mifalia amin’ ny fanantenana; miareta amin’ ny fahoriana; mahareta amin’ ny fivavahana.